Amin'izao fiantsoana ahy ho MP zao, dia milaza marina aho fa azoko tsara sady ekeko ny zava-kendren'ny MTEM, hikely aina tokoa aho hanatanteraka ny andrikitro sy ny adidiko amin'ny finoana sy fanakatoavana any Jesoa Kristy tompoko sy mpamonjy ahy, Andriamanitra anie hanampy ahy amzany.
"eo anatrahenao ry Ray, no ekeko izao...."
"eo anatrahenao ry Ray, no ekeko izao...."
